Famatsiambola – Funding Opportunity 2022
#FamatsiambolaTetikasa Manana hevitra tsara be ianao nefa tsy manana tetibola hanatanterahana azy? Misokatra ny fahafahana manao fangatahana famatsiam-bola ho an’ny tetikasa madinika eto amin’ny ambasady amerikana. Jereo amin’ny alalan’ity rohy ity ny andinindininy ary vakio tsara ireo fepetra ahafahana manao izany https://bit.ly/3p8GbsI Alefaso mialohan’ny 30 Aprily, 2022 amin’ny adiresy ny antontan-taratasinao AntanPASGrants@state.gov #FundingOpportunity ?????? ????????? ????? ?????? …