
Manana hevitra tsara be ianao nefa tsy manana tetibola hanatanterahana azy?
Misokatra ny fahafahana manao fangatahana famatsiam-bola ho an’ny tetikasa madinika eto amin’ny ambasady amerikana.
Jereo amin’ny alalan’ity rohy ity ny andinindininy ary vakio tsara ireo fepetra ahafahana manao izany https://bit.ly/3p8GbsI
Alefaso mialohan’ny 30 Aprily, 2022 amin’ny adiresy ny antontan-taratasinao AntanPASGrants@state.gov
#FundingOpportunity 𝗣𝘂𝗯𝗹𝗶𝗰 𝗗𝗶𝗽𝗹𝗼𝗺𝗮𝗰𝘆 𝗦𝗺𝗮𝗹𝗹 𝗚𝗿𝗮𝗻𝘁𝘀 𝗣𝗿𝗼𝗴𝗿𝗮𝗺 – 𝗔𝗻𝗻𝘂𝗮𝗹 𝗣𝗿𝗼𝗴𝗿𝗮𝗺 𝗦𝘁𝗮𝘁𝗲𝗺𝗲𝗻𝘁:
Have a great idea, but no money to implement it? Funding is now available through the Public Diplomacy Small Grants Program.
Check out the details and procedures on the U.S. Embassy’s website at https://bit.ly/3p8GbsI or the Grants.gov website at https://bit.ly/3HiS2dQ
To be considered for this opportunity, application should be submitted before April 30, 2022 by e-mailing to AntanPASGrants@state.gov.
RAKOTONDRASOA Ange Zolalaina
Miarahaba tompoko, mandray demande de subvention ve ianareo azafady tompoko?
Enoveducation
Fizarana ihany no ataonay tompoko !