
✅ Dates du concours : 𝟵-𝟭𝟬 𝗠𝗮𝗿𝘀 𝟮𝟬𝟮𝟮
✅ Fin d’inscription : 𝟮𝟱 𝗝𝗮𝗻𝘃𝗶𝗲𝗿 𝟮𝟬𝟮𝟮
✅ Lieu des Concours : 𝗔𝗻𝘁𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮𝗿𝗶𝘃𝗼 𝗥𝗲𝗻𝗶𝘃𝗼𝗵𝗶𝘁𝗿𝗮, 𝗔𝗻𝘁𝘀𝗶𝗿𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗜, 𝗧𝗼𝗮𝗺𝗮𝘀𝗶𝗻𝗮 𝗜, 𝗠𝗮𝗵𝗮𝗷𝗮𝗻𝗮 𝗜 , 𝗙𝗶𝗮𝗻𝗮𝗿𝗮𝗻𝘁𝘀𝗼𝗮 𝗜, 𝗧𝗼𝗹𝗶𝗮𝗿𝗮 𝗜
✅ Nombres de Places : 𝟯𝟱 𝗽𝗹𝗮𝗰𝗲𝘀 𝗱𝗼𝗻𝘁 :
– 𝟯𝟭 𝗶𝘀𝘀𝘂𝘀 𝗱𝘂 𝗰𝗼𝗻𝗰𝗼𝘂𝗿𝘀 𝗱𝗶𝗿𝗲𝗰𝘁
– 𝟰 𝗶𝘀𝘀𝘂𝘀 𝗱𝘂 𝗰𝗼𝗻𝗰𝗼𝘂𝗿𝘀 𝗽𝗿𝗼𝗳𝗲𝘀𝘀𝗶𝗼𝗻𝗻𝗲𝗹
✅ Conditions requises :
- Age : 𝟮𝟬 – 𝟯𝟱 𝗮𝗻𝘀
- Diplôme : 𝗗î𝗽𝗹𝗼𝗺𝗲 𝗱𝗲 𝗙𝗶𝗻 𝗱’𝗘𝘁𝘂𝗱𝗲𝘀 𝗱𝗲 𝗣𝗿𝗲𝗺𝗶𝗲𝗿 𝗖𝘆𝗰𝗹𝗲 𝗨𝗻𝗶𝘃𝗲𝗿𝘀𝗶𝘁𝗮𝗶𝗿𝗲
- Durée de Formation après concours : 𝟭𝟮 𝗠𝗼𝗶𝘀
RAKOTOMANANA Njato Erivan
ou est la version PDF de l’avis de concours peut être téléchargé s’il vous plait
NJARASOLOTINA
Avis de concours percepteurs principaux des finances
MONISTA
Cliquez sur chaque photo, puis enregistrez.
RAKOTONDRAINIBE Natolotra Hanantsoa
mahakasika ilay Diplome de fin d ‘etudes de premier cycle universitaire, izay assimiler amin’ny niveau bacc+2, isika nef ef système LMD, izany hoe, tsy misy diplome sady mety tsy hisy « équivalence » ihany koa izany izy io, dia ahona ny tokony ataon ‘ilay candidat izany? sa mety ve rah hoe ny relevé de notes naha-valider ny licence 2 fotsiny no alefa any amin ‘ny dossier de candidature any?
BADA
Tokony diplome Licence dia mety izany.
RAZAFINDRASOA Nantenaina
bjr, mahakasika ny taona izaho efa 38 ans dia tsy afaka manao ilay concours intsony ve?
MONISTA JB
ieny re.
tsy afaka intsony.
hery
salama! tena tsy tratra ilay farany cloture de dossier satria teraka tany antananarivo nefa mipetraka aty mahajanga afaka mba ahemotra ve azafady na dia 5jours
Liva
Ovina kay vao mivaly ilay concours?